Vazaha Miteny Gasy - Miavona

  • Isika samy isika ihany no tena mahay ny tantaram-piainantsika. Noho izany, tsara ny tsy mitsara olona avy aty ivelany. Misy antony foana matoa ny olona anankiray manao zavatra; hifamela toerana kely isika tsy mifampiantso miavonavona foana eo dia mba milamina kokoa ny fiainana e. Tianay ianareo!

    Category : Madagascar Music Videos

    #vazaha#miteny#gasy#miavona

    0 Comments and 0 replies
arrow_drop_up