Sokafy
Dia faly miarahaba anao mijery izao video voalohany @ teny malagasy izao ato @ty chaine ity. Ny resaka anio mo izany dia fisaorana ireo olona rehetra izay tonga nanotrona
Hiran'i Shyn sy Denise mahafinaritra sady voarindra tsara.
Inty ilay tondrompeo miaraka amin'ny tononkira: https://acousticgasy.com/2018/12/24/ngoma-shyn-denise/
Ity ny pejy
Isika samy isika ihany no tena mahay ny tantaram-piainantsika. Noho izany, tsara ny tsy mitsara olona avy aty ivelany. Misy antony foana matoa ny olona anankiray manao zavatra; hif